Entry koro
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Tanala] saiky bory tanteraka: koro sofy [Rakotosaona 1972]

Entry koro
Part of speech adjective
Malagasy definition Noborina sofina (na ny sofina anila na izy roa mihitsy [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry koro
Part of speech noun
Malagasy definition Fisavorotahan-javatra, fikoavana na fahasimbana; fianjerana na firodanana ka levona ny hasoany. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms korokoro

2009/09/01