|
|
|
|

Entry1  korapahina
Root  2 korapaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Atao faingandoatra, rotorotoina: Matetika tsy vanona ny raharaha korapahina
5 Ampitahorina: Nahoana no korapahinao toy izao ny akohonay [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2025/09/12