Entry kopilapilaka (pilapilaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fandeha mivilambilana sy mitsivaka, famindra tsy mahitsy sy mivilavila
¶ Fihetsika mampiseho hajejoana eny am-pamindrana [Rajemisa 1985]
French translation démarche de travers, en zigzag [Abinal 1888]
Synonyms kopilapila

Updated on 2020/07/31