| Entry | 1 kopahina |
| Root | 2 kopaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Roahina amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny lalitra fa manorisory.
5 Asiana na omena rivotra amin' ny fanetsiketsehana zavatra eo akaiky: Kopahy ny marary fa sempotra / Kopahina ny afo raha tiana hirehitra. 6 Hofokofohina: Kopahin' ny akoho ny laoenona ka manditsoka. 7 Antsoina amin' ny fanofahofana (lamba); hofana: Kopahy lamba izy hanatona atỳ. [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 12 kapohina, 13 kopahina |
| Updated on 2025/11/11 |
|