Entry kopa-droa
Elementary words kopaka ; roa
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza varavarana iray izay misy lelany roa mipetaka amin' ny tolàna havia sy havanana [1.1]
Examples 
1Niampy varavarana kopadroa indray ireo. [2.59]
2ary ny varavarana samy kopadroa, ary ny lela varavarana roa samy nisy takelaka roa misavily, takelaka roa amin' ny lela varavarana iray, ary takelaka roa amin' ny lela varavarana iray hafa. [2.996]

Updated on 2023/07/31