Entry konsily
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fivoriam-ben' ny eveka sy mpahay teolojia miaraka amin' ny Papa mandinika momba ny foto-pampianaran' ny eglizy (fiv. kat.). Ireto avy ny Konsily lehibe faramparany: ny konsily tany Trente (1545-1563), izay nanoritra ny fihavaozan' ny eglizy romanina ankapobe manoloana ny protestantisma, ny konsily Vatikana I (1870), izay nanapaka fa tsy mety diso ny Papa raha mampianatra momba ny finoana, ary ny konsily Vatikana II (1962-1965), izay nanapaka ny fampianaran' ny eglizy manoloana ny toe-tsaina amam-pandrosoana maoderina [1.1]
Examples Tonga koa ny Konsily frantsay, Jean Laborde, sy ny Konsily anglisy, Pakenham. [2.508]
Vocabulary 
Origin French: concile.
Other spellings 

Updated on 2023/10/29