Entry konka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Sihanaka] antitra [Rakotosaona 1972]
   Antitra be, tranainy dia tranainy, ela: Hazo konka
Mitovy hevitra: goga [Rajemisa 1985]
English definition   old, worn out (trivial) cf. tonta [Hallanger 1973]
French definition   vieux, usé (trivial); cf. tonta [Hallanger 1974]

Entry konka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] hantsana, tevana [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] tevana, loaka [Rakotosaona 1972]

Updated on 2013/02/01