Entry (1/2) | 1 kompà |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Fitaovan' ny mpandrafitra sy ny mpianatra anaovana soritra boribory tonga lafatra; misy tongony roa ny kompà, ka ny iray, maranitra, mitsatoka eo amin' ny ivon' ny boribory tian-katao ary ny iray kosa azo ahodina manodidina ka mamaritra ilay boribory 7 [1.13] fanjehy |
Vocabulary | 8 Tools |
Synonyms | 9 fanjehy, fanoritamparibolana |
Entry (2/2) | 10 kompa |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in French |
12 [1.19] [Tankarana]
ébréché ; brèche. (drôña, bàña, ròmpa). |
Anagrams | 13 kompà, kompa |
Updated on 2025/08/22 |
![]() |