|
|
|
|

Entry (1/2)1  kompà
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fitaovan' ny mpandrafitra sy ny mpianatra anaovana soritra boribory tonga lafatra; misy tongony roa ny kompà, ka ny iray, maranitra, mitsatoka eo amin' ny ivon' ny boribory tian-katao ary ny iray kosa azo ahodina manodidina ka mamaritra ilay boribory [1.1]
4 fanjehy [1.13]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Vocabulary  8  Tools
Synonyms  9 fanjehy, fanoritamparibolana

Entry (2/2)10  kompa
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12 ébréché ; brèche. (drôña, bàña, ròmpa). [Tankarana] [1.19]

Anagrams  kompa, kompà

Updated on 2025/11/21