Entry komonisma
Part of speech noun
Malagasy definition Fitantanan-karena mifototra amin' ny sosialisma, saingy manan-tombo aminy noho ireto zavatra telo loha ireto: fanafoanana ny fananan-javatra an' ny tena samy irery, fandravonana ny harena amam-pananan' ny olona rehetra, ary fandavana ny fisian' Andriamanitra sy fitsipahana ny fivavahana, izay lazaina ho zava-mahadoroka ny olona tsy iheverany ny mahasoa azy etỳ an-tany [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin French: communisme.

2013/01/31