|
|
|
|

Entry1  kombarika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Hazo atao amin' ny rindrina toy ny talantalana mba hahafahana mandalotra na mianika; matetika koa anefa dia ny lavaka itsofohan' io hazo io amin' ny rindrina no maro mpanao hoe kombarika, na dia efa manana ny anarany aza io, dia ny hoe "lava-kombarika" [1.1]
Explanations in English  4 a scaffold; holes for fastening scaffolding [1.7]
Explanations in French  5 échafaudage, trous pour fixer un échafaudage [1.8]
Synonyms  6 kombarina
All compound words  7 lavakombarika

Updated on 2025/11/09