| Entry | 1 komandà |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [fr, commandant] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny manamboninahitra amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kapiteny izay ambaniny sy ny lietnà-kolonely izay amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de corvette amin' ny tafika an-dranomasina
[1.1] |
| Explanations in French |
4 chef, administrateur.
[Tankarana]
[1.19] |
| Vocabulary | 5 Military |
| Anagrams | 6 komandà , 7 mandoka, 8 mondaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|