Entry koka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Antso [Rajemisa 1985, Rakotosaona 1972]
Derivations  

Entry koka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sihanaka] tevana madinika [Rakotosaona 1972]

Entry koka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanala] fanariana na fandroahana olona ataon'ny fokonolona [Rakotosaona 1972]

Entry koka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Taisaka] antitra (voly) [Rakotosaona 1972]

Updated on 2009/09/01