Entry (1/2) | 1 koja |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojan-tokantrano Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojany rehetra izao. |
Explanations in French |
7 [1.3#348] Soins minutieux, attentions fines, délicates |
Synonyms | 8 kojakoja |
Entry (2/2) | 9 koja |
Part of speech | 10 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Tanala]
kosa : Anareo koza ka ba mañisy an'io ango valaña io (Ianareo kosa aza mba manao io teotra ratsinareo io) |
Anagrams | 12 jako, koja |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |