Entry kodiavana (kodia)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ianjeran-javatra mikodia: Nokodiavan' ny vato ny tranony ka potika [1.1]
Morphology 
Present : kodiavana, kodiavako, kodiavanao, kodiavany, kodiavantsika, kodiavanay, kodiavanareo, kodiavan', kodiavan-, kodiavam-, kodiava-
Past : nokodiavana, nokodiavako, nokodiavanao, nokodiavany, nokodiavantsika, nokodiavanay, nokodiavanareo, nokodiavan', nokodiavan-, nokodiavam-, nokodiava-
Future : hokodiavana, hokodiavako, hokodiavanao, hokodiavany, hokodiavantsika, hokodiavanay, hokodiavanareo, hokodiavan', hokodiavan-, hokodiavam-, hokodiava-
Imperative : kodiavo

Anagrams 

Updated on 2023/01/05