| Entry | 1 kodadaka |
| Root | 2 dadaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fitenenana haingana mifangaro noho ny fihetseham-po ka mila tsy ho fantatra izay lazaina, kodedika [1.1] |
| Explanations in French |
5 bredouillement, confusion des paroles par suite d'une émotion ou d'une grande précipitation [1.3] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 15 kodada |
| Updated on 2025/09/19 |
|