Entry | 1 kobonina |
Root | 2 kobona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Rakofana aminy itandremana, afenina ao anaty lamba na akanjo: Nokoboniny tao anaty lambany ilay lefompohy ka tsy aisy nahita Tazonina ao am-po, tsy lazalazaina amin' olona: Nokoboniny tao ny alahelony ka nony ela nanimba ny sainy [1.1] |
Explanations in French |
5 Qu’on couvre soigneusement, qu’on cache dans son vêtement: Nokoboniny tao anatin’ ny lambany ny akoho, fa naneno tampoka (Il cachait sous son lamba un poulet, qui s’est mis tout à coup à crier) [1.3#345] |
Examples |
6 Tamin' ny voalohany, tsaroako ny fijaliany, ny hatezerany koboniny ao am-pony, hita tamin' ny tarehiny koa ny dian' ny fihambatany nentiny.
[2.472]
|
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |