| Entry | 1 kobilaina |
| Root | 2 kobila |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Voaforiporitra, voavilavila, voaviravira: Nokobilain' ny ankizy ny satrok' ilay namany
5 Levilevena tsy itondrana roa: Kobilain' ny mpampiasa azy isan' andro izao Rakoto 6 Roridroritina, saritahina: Nokobilain' izy rehetra aho [1.1] |
| Explanations in French |
7 Qu’on rend tortu, qu’on froisse, qu’on déchire, qu’on maltraite, qu’on tiraille:
8 Kokobilain’ ilay ity ny satroko (Cet être-là a froissé mon chapeau) ~ 9 Nokobilain' ny manamboninahitra ilay miaramila ka mafy ny nanjo azy (Ce soldat a été maltraite par l'officier, et il en a vu de dures) ~ 10 Izaho irery no mba kobilain' izy rehetra ka tsy misy iainako akory (Je suis seul à être tiraillé par eux et je n’ai pas un moment pour respirer) [1.3#344] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 15 Ankiliabo, 16 ikobilana, 17 kobilaina |
| Updated on 2025/11/13 |
|