|
|
|
|

Entry1  koaintsy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Hazo fihinam-boa mitovitovy amin' ny paoma ny voany fa hafa ny tsirony, somary handatrandatra [1.1]
Explanations in French  4 coing, cognassier. Cydonia vulgaris [1.3]
5 (de l'anglais quince). Cydonia vulgaris Pers. (Rosaceae).
6 Arbre fruitier introduit et cultivé dans la région centrale (cité par Richardson, Malzac, etc.).
7 Voir aussi kontsy. [Merina] [1.196]
Examples  8  ny koaintsy dia ilay matevina eo ivelany tsy misy semina (dia ilay hanina indrindra) no kaliksa efa tonga matevina tahaka izany. [1.357#]
Vocabulary  9  Botany
Synonyms  10 kontsy
Scientific name 

Anagrams  12 kitsoina, 13 koaintsy, 14 tsaikony, 15 tsy añoky

Updated on 2025/11/13