Entry | 1 kivero |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] fefy na fefy rano akaiky fatana nasiana ny mpifana taloha: Hanominda aombe ny ona fa handrana kivero (Hamono omby ny olona fa handrava fefy nifanana) [Betsileo]
|
Anagrams | 4 kivero, 5 vorike |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |