| Entry | 1 kitranina |
| Root | 2 kitrana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ampanenoina amin' ny fampifandonana:
5 Aza kitranin' ialahy ny lovia fa mahamenatra olona 6 Ahetsiketsika, akofokofoka, akorontana: 7 Nokitranin' ny zanany tao ny bokiny [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|