Entry kitoatoa
Part of speech noun
Explanations in English a random guess, a random act [Hallanger 1973]
Explanations in French hasard, aventure [Hallanger 1974]
Derivations 

Entry kitoatoa
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Ataotao foana sady ankinina amin' ny kisendrasendra: Namaly kitoatoa izy tamin' ny fanadinana ka tsy afaka
¶ Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, tsy am-pitandremana: Manao kitoatoa koa Rangahy ity! aiza ka fahavaratra vao hanafo trano
Mitovy hevitra: befahatany ~ mosalahy. [Rajemisa 1985]
Explanations in English at random [Hallanger 1973]
Explanations in French au hasard [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/07/31