|
|
|
|

Entry1  kitike
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 [Tanala] kely dia kely, boritika: Ba omeo etsy koja lehiroa ndré dia kitike (mba omeo kosa aho letsy na dia kely dia kely aza) [1.78]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :

Updated on 2026/02/04