Entry kitamby
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] sikin-dehilahy [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] lamba fitafy, sikina [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] sikindahy [Rakotosaona 1972]
   Lamba ahodidin' ny vehivavy ny valahany; fampiasan' ny olona any anindran-tany indrindra: Ny kitamby dia hatreo amin' ny valahana ihany, fa ny sikina kosa hatreo ambany helika [Rajemisa 1985]
English definition   a piece of cloth worn wrapped around by women [Hallanger 1973]
French definition   [Tankarana] pagne des hommes drapé autour de la taille, jusqu'aux chevilles ; c'est une pièce d'étoffe non cousue dont se revêtent les hommes ; ils l'attachent autour des reins du côté gauche. [David 1952 (takila K)]
   pagne des femmes [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Derivations  
Quotes  

2017/03/10