|
|
|
|

Entry1  kitakitaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon' ny kitakitan' ny mpampiasa izy ka niala [1.1]
Explanations in French  4 action de chiffonner, de mettre sens dessus dessous
5 action de maltraiter, de rudoyer, de se fâcher [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Synonyms  22 kitakita

Updated on 2025/09/19