Entry kiso
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] antsy fanao am-paosy [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] antsy [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] antsy fandidian-kena: Tra-draha tsy amin-kiso ka manao mesa vazankoho (tra-javatra tsy manana antsy ka ny hoho no andidiana) [Rakotosaona 1972]
  [Betsimisaraka] Antsy, antsipika [Rajemisa 1985]
French definition couteau de table [Abinal 1888]

Entry kiso
Part of speech noun
Malagasy definition Teny entina miantso ny kisoa. [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms kisokiso

Entry kiso
Part of speech adjective
French definition morose, hargneux [Abinal 1888]
Derivations 

2013/01/24