| Entry | 1 kisarotro |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsileo] tsihy aro orana entin'ny mpiambin'omby, lambanan-tsihy roa miompana ary avitrana ny sakany anankiray
[1.78] |
| Synonyms | 4 kizotra |
| Anagrams | kisarotro, 5 tsiroroka, 6 tsororika |
| Updated on 2026/02/04 |
|