| Entry | 1 kisa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila kisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra
[1.1] |
| Synonyms | 4 akisa |
| All compound words | 5 mila kisa |
| Anagrams | 6 Iska, 7 kasy, kisa, 8 saky, 9 sika, 10 skia |
| Updated on 2025/12/08 |
|