Entry kiriolona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vazaha fotsy hoditra tendra tany amin' ireo tany nozanahin' ny ray aman-dreniny fahizay
Safitra zanaky ny Vazaha sy ny tompontany, mainty na zarazara ny oditra [1.1]
Explanations in English A creole, esp, a person from Reunion [1.7]
Explanations in French Créole, spéc. de la Réunion [1.8]
Origin French: créole.

Updated on 2020/07/31