| Entry | 1 kiraro verinia |
| Elementary words | 2 kiraro, 3 verinia |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 kiraro vita tamin' ny hoditra mangirangirana [1.1#496] |
| Examples |
6 Ny ambiny hatao kiraro verinia, ba lasoa, akanjo lasoa, lamba lasoa.
[2.499]
7 Vohana kely ny vata misy azy, ka mibanjina eo kelikely, vao lasa indray manohatra ilay kiraro verinia avo voditongotra mampiseho ba anoloana [1.222] |
| Updated on 2025/09/12 |
|