|
|
|
|

Entry1  kirango
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 ranjo: Totoitra teoeo aba aho ka save maratsa ny kirangoko (Tafintohina (totoitra) teo re aho ka tena maratra ny ranjoko) [Betsileo] [1.78]
4 iray amin'ny taolan-dranjo [1.13]
Explanations in French  5 tibia [1.13]
Vocabulary  6  Biology
Other spellings  7 kiranjo

Anagrams  kirango, 8 kironga, 9 ngiroka

Updated on 2025/09/12