| Entry | 1 kirana |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Tsy sahy fa kivy ambony ihany; mangaihay noho ny hagagana tamin' ny zavatra hita tsy nampoizina: Kirana Isambilo nahita ny nibatako ilay fonjam-by roapolo kilao
[1.1] |
| Explanations in French |
4 Acide, qui agace les dents
[1.196] |
| Anagrams | 5 ankira, kirana |
| Updated on 2025/12/08 |
|