Entry kiramena
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-kazo azo akana kirany no sady ampiasaina handokoana; mafy sahala amin' ny kiran-drofia ny kirany (Indigofera bojeri, Baker) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Indigofera bojeri

2009/02/23