| Entry | 1 kipakipaka |
| Root | 2 kipaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanendahana na fanesorana na fandroahana tsy misy fanajana; fiendahana, fialana mitambatra; fielakelahan-javatra mihofakofaka miala. [1.1] |
| Explanations in French |
5 [duplicatif diminutif] action de chasser, d'expulser, de rejeter, de repousser [1.3#332] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 17 kipaka |
| Updated on 2025/09/19 |
|