Entry kininina
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-kazo lehibe anisan' ny mora maniry ary mahasoa tokoa fa azo ampiasaina hanaovan-javatra maro ny hazony: arina, kitay, ngorodona, hazon-trano... Karazana valopolo no nampidirina avy tany ivelany tao Analamazaotra tamin' ny taona 1914-1915 (Eucalyptus robusta smith) [Rajemisa 1985]
English definition the eucalyptus tree [Hallanger 1973]
French definition l'eucalyptus [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Scientific name Eucalyptus robusta smith
Origin French: quinine.

Entry kininina
Part of speech noun
Malagasy definition Fanafody tazo fantatra amin' ny tsirony mangidy [Rajemisa 1985]
English definition quinine [Hallanger 1973]
French definition quinine [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Origin French: quinine.

2013/01/23