|
|
|
|

Entry1  kinianiavina
Root  2 kiniania
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Atao an-tsitrapo mba hananihaniana: Tana tsapako fa nokinianiaviny mihitsy iny zavatra iny
5 Lalaovina, anaovana vazivazy: Aza kinianiavina toy izao aho [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2025/09/12