|
|
|
|

Entry (1/2)1  kinia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] fikasana [Taisaka]
4  [1.78] fandrahonana, fananana risi-po [Bara]
5  [1.1] Fanaovana zavatra an-tsitrapo, fanahy iniana mba hamazivaziana olona na noho ny hamaivana an-doha
Synonyms  6  kiniania

Entry (2/2)7  kinia
Part of speech  8  adjective
Explanations in Malagasy  9  [1.78] iniana [Tambahoaka]

Anagrams  10 inaky, 11 kiany, 12 kinia, 13 naiky

Updated on 2025/09/12