| Entry (1/2) | 1 kinangaly |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 mainty [2.588#115] |
| Examples |
4 Dia nitodika nanondrotondro ireo Vazaha tery an-dafy atsinanana tamin'ny tehina kinangaly (mainty) teny an-tanany izy
[2.588#115]
|
| All compound words | 5 vatokinangaly |
| Entry (2/2) | 6 kinangaly |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 Hazo fanandratana na fanohizana sampy na ody [1.1] |
| Updated on 2025/10/08 |
|