Entry kimole
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taimoro] matoatoa [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] karazan'olona fohy, lava hoho monina any an-dava-bato any, kalanoro [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  
Synonyms   kinole

Updated on 2009/02/23