|
|
|
|

Entry1  kilosy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazana lamban' ny Ntaolo, izay ny tenany landihazo fa ny fahany rongony [1.1]
Explanations in French  4  Etoffe indigène en coton. [1.3#331]
5  Tissu de coton filé et tissé à la main par la méthode ancestrale. On utilise soit les fibres du cotonnier spontané, Gossypium arboreum var. perrieri (Hochr.) B.L.Rob. (Malvaceae), soit celles du cotonnier cultivé. [Merina, Betsileo] [1.196]
Examples  6  nisy ny lamba landihazo tsotra ary ny lamba kilosy, izay ny tenany landihazo fa ny fahany rongony. [2.436#]
Vocabulary  7  Economy: clothing

Anagrams  8 kilosy, 9 siloky, 10 soliky

Updated on 2025/09/13