Entry kile
Part of speech   noun
Malagasy definition   Vy fanodinana ambavindrindramby sy bilao fampiasa amin' ny fanamboarana aotomobilina ka misy isan-karazany izy ireo arakaraka ny haben' ny vavany [Rajemisa 1985]
Origin   French: clé.

Entry kile
Part of speech   noun
Malagasy definition   Mari-pamantarana ny haavon' ny feo itondrana ny naoty na ny solfa [Rajemisa 1985]
Vocabulary  

Entry kile
Part of speech   noun
French definition   [Tandroy] tamarin, tamarinier. Tamarindus indic [...] [full text in Rajaonarimanana 1996]
Vocabulary  
Scientific name   Tamarindus indica
Analogy   madiro

2013/01/23