|
|
|
|

Entry1  kilasy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Voninahitra omena antoko-mpiasa, na laharana omena antokonjavatra mifanaraka amin' ny fahamboniana na fahatsarany: Injeniera kilasy faharoa / Kalesin-dalamby kilasy voalohany
4 Fitambaran' ny mpianatra mitovitovy fahaizana ka iray efitrano fianarana, iray mpampianatra: Hitsangantsangana ny mpianatra ao amin' ny kilasy fahatelo rahampitso
5 Mpianatra anisan' ny antoko-mpianatra voalaza etsy ambony: Kilasy fahenina Isambilo taon-dasa [1.1]
Explanations in English  6 a class in school; a school-room [1.7]
Explanations in French  7 une classe à l'école [1.8]
8 classe [1.13]
Examples  9  Nanomboka ny kilasy [2.117#]
10  Tao amin' ny kilasy fahatelo no nanombohako [2.643#]
11  Ny Fanerogarna indray dia mizara ho kilasy roa [1.357#]
All compound words  12  6 combinations of this word

Anagrams  13 kalisy, 14 kilasy, 15 kisaly, 16 lakisy, Lakisy

Updated on 2025/11/20