Entry kilaometatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Halavirana mitovy amin' ny arivo metatra, izay lasa refy fototra amin' ny:
A) fandrefesana elanelan-toerana na tanàna: Fianarana dia 405 kilaometatra avy aty Antananarivo
B) fandrefesana halavan-drenirano na ony: I Matsiatra-Mangoky no lava indrindra amin' ny ony rehetra eto Madagasikara fa mahatratra 530 kilaometatra [1.1]
Vocabulary 
Origin French: kilomètre.

Updated on 2020/07/31