| Entry | 1 kikisana |
| Root | 2 kiky |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Hanina amin' ny fanalana tsikelikely amin' ny nify ny nofon-kena miraikitra amin' ny taolana: Nokikisan' ny alika ilay taolana natsipinao tao.
5 Lanina, kepohina: Nokikisan' ny mpandova ny fananan-dRabe. 6 Diovina amin' ny fanalana ny loto miraikitra: Nokikisan' ny ankizy ny latabatra. 7 Alana ny hodi-menan' ny mangahazo na ny kiran' ny trondro: Kikisana ny mangahazo / Kikiso ireto trondro ireto. [1.1] |
| Explanations in English |
8 to be scraped; to be gnawed.
[1.7] |
| Explanations in French |
9 qu'on racle, qu'on gratte; qui est rongé.
[1.8] |
| Morphology |
|
| All compound words | 14 kikisan' ny fialonana |
| Anagrams | 15 kikisana, 16 kinasika |
| Updated on 2025/11/11 |
|