Entry kiho
Part of speech noun
Malagasy definition Ny tendron' ny famavany amin' ny sandry: Voadona ny kihoko ka mangorintsina
¶ Zorony: Araho itỳ lalana itỳ, ary rehefa lavidavitra dia misy kihondalana.
English definition the elbow; anything with a bend in it [Hallanger 1973]
French definition coude [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

2017/04/02