| Entry | 1 kifolona |
| Root | 2 folona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fakan-javatra fihinana
[1.1] |
| Explanations in French |
5 Ipomoea desmophylla Bojer ex. Choisy (Convolvulaceae). Les racines charnues sont consommées, surtout en temps de disette. Elles seraient purgatives à haute dose. La partie aérienne est consommée par le bétail ; bonne fourragère (observation des vétérinaires de Kianjasoa).
[Merina, Sakalava]
[1.196] |
| Examples |
6 Ny vodin' ny kitsangana sy ny an' ny kifolona dia somary be ranony kokoa noho ny an' ny avoko, ary mila hanakaiky ny mangahazo manta ny tsirony.
[2.643#]
|
| Scientific name |
|
| Anagrams | 8 fanoloky, kifolona |
| Updated on 2025/12/08 |
|