|
|
|
|

Entry1 kifolo an' ila
Part of speech  2 locution
Explanations in Malagasy  3Randram-bolo betsileo miendrik' akondro folo amin' ny ilany, ary toy izany koa amin' ny an-kilany. [1.1]
Vocabulary  4 Hairstyles

Updated on 2025/09/19