Entry kidaondaona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fidondonana, kotrankotrana andrenesana dobodoboka tahaka ny feon' ny amponga
Hasahiana mihoa-pampana amin' ny fitenenana, fidaondaom-bava [1.1]

Updated on 2020/07/31