|
|
|
|

Entry1  kibaha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 tanty kely, haron-kely: Tsika tsa mba zanak'ampirafe hoe ho roe kibaha (Isika tsy mba zanak'olona mirafy ka ho roa tanty kely). [Betsileo] [1.78]

Anagrams  4 hibaka, 5 kibaha

Updated on 2025/11/11