| Entry | 1 kiankianina |
| Root | 2 kiankiana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Mahafinaritra, bikàna: Tovovavy kely kiankianina izay no tonga tao Mora sosotra, mora mararin-teny: Olona kiankianina sarotra iarahamonina [1.1] |
| Examples |
5 fa hianao tsy hantsoina intsony hoe: ikala kiankianina, ikala miangentsana.
[2.996#]
|
| Anagrams | 6 ianakinkiña, 7 kiankianina |
| Updated on 2025/09/12 |
|